|
|
|
|

Entry1  mihady levenam-bola
Elementary words  2  mihady, levenam-bola
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mampahatsiaro ny zavatra tsara natao mba hiarovan-tena amin' ny fiampangana ara-pitsarana; mampahatsiahy ny soa vitan' ny tena na ny havan' ny tena mba hahafahana amin' ny sazy mety hahavoa ny tena noho ny heloka vita

Updated on 2024/12/07